|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afaka ady |
| Singan-teny | 2afaka, 3ady |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza olona narary ka sitrana soa aman-tsara, na bevohoka ka teraka ara-dalàna.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6afa-tsilo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|